Madagasikara: Berceau de mes ancêtres
helys photos © , all rights reserved 2015 - tous droits réservés ~ Ne pas utiliser nos photos sans notre autorisation.
NOSY TANINDRAZAKO - Ile, ma patrie - Island, my homeland
Nosy tanindrazako
Izay navelan’ny razako
Afoiko ho anao ny rako
Ry Madagasikarako
Ranomasina no valam-parihy
Mamefy ny foko rehetra hifankatia
Tsy hampisaraka ny malagasy miaraka
Andriamanitra ô! Mitahia
’Ty taninay ity
Tany izay nomenao ho anay
Lovan’ny taranakay
Madagasikara ho an’ny malagasy
Malagasy kosa ho an’i Madagasikara
Mpihira: Ludger ANDRIANJAKA&cie
Tononkira: Naly RAKOTOFIRINGA
Nosy Tanindrazako - Ludger Andrianjaka et Cie.(Naly R.)
IZAHO TSY MAINTSY MIHIRA
Je dois chanter pour le pays de mes ancêtres
I must sing for my homeland
Izaho tsy maintsy mihira.Erick Manana
Merci pour votre visite et commentaire ~ Misaotra mitsidika sy mametraka hafatra ho an'ireo nahazo fahasoavana ~ Thanks for visiting and commenting ~
R&N Mariage - Fisoratam-panambadiana - Wedding ~ Blog propriété Helys ~